Hetsika miavaka indray no hiseho etsy amin’ny Magro Behoririka anio sabotsy 13 septambra.
. Ankoatra ny kabary fifanentanana tsy tapaka sy mahazatra ny mpitolona dia handray anjara mavitrika amin’ny fanadiovana faoben’ny toerana mba handraisana am-panajana an’i Dada ny rehetra. Hifanome tanana avokoa ny Malagasy raha miditra amin’ny fampihavanana, hoy i Zafilahy omaly zoma. Mivoatra ny firenena rehefa mivoatra ny tsirairay, hoy izy, aoka mba tsy ny Frantsay intsony no mampipetrapetraka sy mampitsangatsangana antsika tahaka izao.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.