Politique

Lalao Tia Tanindrazana Iza no hahazo ilay fiara “QQ Cherry” vaovao ?


  • Sabotsy 13 Septambra 2014

Tonga ilay fotoan-dehibe ! Hotanterahina anio tolakandro etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny fisarihana ilay loka goavana, ahazoana fiara vaovao “QQ Cherry”, tafiditra amin’ny faha-5 taonan’ny gazety Tia Tanindrazana

Ampahibemaso no hanatanterahana ny fisarihana anio. An-tapitrisany ny tapakila fandraisana anjara voaray, manaporo ny fifampitokisana, ny fifamatorana ary ny fifandraisana akaiky misy eo amin’ny mpamaky sy ny gazety Tia Tanindrazana tao anatin’izay dimy taona nisiany izay.  Hetsika anisan’ny hanamarika ny andro fahatelo amin’ny “Salon de l’industrie de Madagascar” ity fisarihana goavana ity, io rahateo no fisarihana farany tamin’ity lalao ity. Iza ary ilay tsara vintana ? Eny isika miara-mahita izy !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT