Politique

Depiote Razafitsiandraofa Brunel Aleo ny vahoaka sy ny tantara no hitsara


  • Zoma 31 Oktobra 2014

Naneho ny heviny mikasika ny tsy fahatanterahan’ilay fitsipaham-pitokisana tokony ho natao tamin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Razafitsiandraofa Brunel, solombavambahoaka voafidy tany Ikongo

Nambarany tamin’izany fa samy manana ny fomba fijeriny sy ny feon’ny fieritreretany ny solombavambahoaka tsirairay avy. Na izany aza anefa, hoy izy dia efa hiaraha-mahita ny fahoriam-bahoaka sy ny fitavozavozan’ny governemanta ankehitriny eo amin’ny fanatanterahana ny asa. Aleo ny vahoaka sy ny tantara no hitsara, hoy hatrany izy raha lelavola 5 hetsy Ar no hanakalozana ny kiakiaka sy ny dradradradran’ny vahoaka anaty fahoriana. Ho an’ny vondrona MAPAR izay misy azy dia takian’izy ireo hatrany ny fandraisana andraikitra bebe kokoa hatrany sy hentitra eo amin’ny fahefana mpanatanteraka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT