Politique

Olivier Rakotovazaha Manome 24 ora ny Tale jeneralin’ny ACM


  • Alatsinainy 03 Novambra 2014

Miakatra ny feo ao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo. Nahitsy ny tenin’i Olivier Rakotovazaha : “Manome fe-potoana 24 ora ny Tale jeneralin’ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) ny tenako,

hisintonany ny fitoriana napetrany” ka mitarika ny fanaovana famotorana ny filoha Marc Ravalomanana amin’izao fotoana. Mazava, hoy izy, ny tenin-dRazaka Robert, Tale jeneralin’ny ACM tamin’ny tetezamita, nilaza fa “tsy marina izany hoe tsy fantatry ny ACM izany ny fidiran’i Marc Ravalomanana”. Dila io fe-potoana io, hoy i Olivier Rakotovazaha dia “hataontsika ampamoaka avokoa ireo mankahala an’i Marc Ravalomanana ka santionany ny fanaovan’ny mpitondra banky rompitra ny Air Madagascar ary ho tonga hatramin’ireo mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanana amin’izao fotoana izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT