Politique

Vondron’olona tsotra – Antsiranana Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra ny Filoha Ravalomanana


  • Talata 04 Novambra 2014

“Mitaky ny hamoahana tsy misy fepetra ny filoha Marc Ravalomanana ny Vahoaka tsotra ao Antsiranana ary koa mitaky hamerenana azy amin’ny tranony ao Faravohitra – Antananarivo”

Nivoitra io nandritra ny fivorian’ny Vondron’olona tsotra faritra DIANA, fivoriana natao tao Antsiranana omaly alatsinainy 03 novambra. Nankahery ny filoha Ravalomanana sy ny fianakaviany ihany koa ny VOT Antsiranana manoloana izao figiazan’ny fitondram-panjakana azy izao. Mampahatsiahy ny VOT Antsiranana fa olona manana ny maha izy azy teto amin’ny firenena malagasy ny filoha Marc Ravalomanana ka “tsy manaiky izahay vahoaka tsotra raha misy sy tery vay manta atao aminy” ary raha mbola tany tan-dalàna ihany koa i Madagasikara dia “Fitsarana Avo no tokony hitsara ny filoha Marc Ravalomanana”, hoy hatrany ny fanambarana nataon’izy ireo.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT