Politique

Eric Randrianasolondrabe Raha nigodogodona teo izany Ravalomanana dia ahoana ?


  • Alarobia 05 Novambra 2014

Tsinjovy tahaka ny nataon-dRavalomanana ny vahoaka ry filoha Hery Rajaonarimampianina fa aza atao takalonaina taka izao”, hoy i Eric Randrianasolondrabe avy any Sofia tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly

Nanolo-tanana anareo nanongana azy ny prezidà Ravalomanana mba ho fanovatana ny firenena. Niditra mangina izy mbola nosamborina ka raha nigodogodona teo izany dia ahoana ? Ravalomanana ihany no mbola afaka hiaro ny tombontsoan’ny Malagasy fa i Lafrantsa dia tsy mirary soa ho an’i Madagasikara izany mihitsy, hoy ity mpikambana teo aloha tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT