- Zoma 07 Novambra 2014
Politique.Solontenan’ny Vondrona Afrikana Nihaona naharitra tamin’i Marc Ravalomanana omaly
Nidina tany Antsiranana ary nitsidika ny filoha Marc Ravalomanana tao amin’ny “Amirauté», trano arahi-maso manokana ao amin’ny toby miaramila an-dranomasina ao Antsiranana, nametrahan’ny fitondram-panjakana azy nanomboka tamin’ny 14 oktobra 2014 ny delegasiona, ahitana olona roa mianadahy, notarihin’ny solontenan’ny Vondrona Afrikanina eto Madagasikara, Rtoa Hawa Ahmed Youssouf
Hamaky ny tohiny
