Politique

Ambadika politika


  • Alarobia 05 Novambra 2014

Tsy mitombina ny fitazonana ny filoha Ravalomanana noho ny fidirana an-tsokosoko teny amin’ny seranam-piaramanidina

Tsy azo raisina ihany koa ny fitorian’ny «Aviation Civile de Madagascar» ny filoha Ravalomanana satria misy ireo orinasa tokony hiandraikitra ny momba izany. Andraikitry ny ACM kosa ny manara-maso ny fampiharan’ireo mpampiasa ny lalàna dia ny «Aéroport de Madagascar» sy ny Asecna. Ireo no fehin’ny fanazavan’i Jean-Marc Demoulin, manampahaizana momba ny sidina ana habakabaka manoloana ny fandikan-dalàna misy eto Madagasikara izay voafehin’ny fenitra iombonana ao amin’ny OACI. Rehefa nosakanana tamin’ny fomba rehetra toy ny «NOTAM» miraradraraka ny fiverenan’ity olom-pirenena sady filoham-panjakana voafidim-bahoaka an-tanindrazana nanomboka tamin’ny taona 2010 ity dia miditra amin’ny dingana hafa indray izany izao ny mpitondra fanjakana amin’ny fanenjehana tsy misy farany ny filoha Ravalomanana Marc. Fomba fihetsika izay miendrika ambadika politika tahaka ity fitorian’ny ACM ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT