• Alarobia 12 Novambra 2014
Politique.Olivier Rakotovazaha Mitaky ny fialan’ny minisitry ny fitaterana

Raha nandray fitenenana teo amin’ny kianjan’ny MAGRO ny Minisitra teo aloha Rakotovazaha Olivier ny Alatsinainy 10 Novambra 2014 dia nilaza izy fa «

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Politique.Fanjakana tsy miasa !

Efa tena marary tanteraka ny toekaren’i Madagasikara amin’izao fotoana, azo sokajiana ho sahirana ara-pivelomana ny 92% n’ny Malagasy , tsy misy afa-tsy 3% ny fitomboan’ny harinkarena azo anteniana amin’ity 2014, ary tsy mbola misy mihitsy hatreto aloha ny fanombohana asa goavana ho fanavotana ny sosialim-bahoaka sy ho fameloman’aina ny toekarem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Politique.ANTOKO HVM AO MAHAJANGA Lasa biby fampitahorana ny olona ?

Taorian’ny fametrahana sy fampahafantarana ireo mpikambana mandrafitra ny antoko Hvm ao Mahajanga dia lasa ataon’ny sasany fitaovana entina mampatahotra ny sasany io antoko ny fitondrana ankehitriny io. Ireo mpandraharaha mpivarotra no tena matetika iharan’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Politique.Banky iraisam-pirenena Hanome fanazavana feno ho an’ireo depiote Malagasy

Nampanantena ny ho avy hanao famelaberan-kevitra manokana ho an’ireo solombavambahoaka malagasy sy hanome fanazavana feno amin’izy ireo mikasika ny maha-eto Madagasikara an’ity rafitra ity sy ny zavatra tena takiany ary ny vina ho ataony ho antsika eo amin’ny sehatry ny fanampiana hirosoana amin’ny fampandrosoam-pirenena ny Banky Iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Politique.Fahatongavan-dRavalomanana Hanafaingana ny fampihavanam-pirenena

Nanova zavatra betsaka eo amin’ny fizotran’ny raharaham-pirenena ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana tsy nampoizin’ny mpitondra fanjakana sy ny mpanao politika amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Politique.Raharaha Ravalomanana Niditra an-tsehatra ny iraisam-pirenena

Lasa raharaha irasaim-pirenana ankehitriny ny momba ny filoha Marc Ravalomanana, fa tsy an’ny fianakaviana Ravalomanana sy ny ankolafy misy azy irery intsony. Niditra an-tsehatra avy hatrany mantsy ny Vondrona Afrikana rehefa nifanenjana tao anatin’ny telo herinandro ny fitondram-panjakana sy ny fianakaviana Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
FTT