- Alatsinainy 17 Novambra 2014
Politique.Sophie Ratsiraka Handrombaka ny fitondrana ny AREMA
Tonga nihaona tamin’ireo kamarady arema tao Toamasina ny sabotsy tolakandro teo, ny zanakavavin’ ny amiraly Rtoa Sophie Ratsiraka. Fihaonana izay natao teo anivon’ny sekoly Arema ankirihiry avaratra ary natrehan’ireo birao mpanangana ny antoko hatramin’izay nisiany tao Toamasina ihany koa.
Hamaky ny tohiny
