• Talata 18 Novambra 2014
Politique.Raharaha 1985 Mitaky fiaiken-keloka ny mpanao kung fu

Mihetsika indray ny mpanao kung fu. Roa andro miara-miaina indray no lohahevitra hitarihan'i Grand Maître Avoko an'ireo mpampianatra kung fu Wisa manerana ny nosy ny sabotsy 22 sy alahady 23 novambra ho avy izao etsy amin'ny lapan'ny tanora Andrefan'Ambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Politique.Rivo Rakotovao Manamaivana ny FFKM

Ny minisi-panjakana sady filoha nasionalin’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara, Rivo Rakotovao no nitarika ny delegasiona avy amin’ny fitondram-panjakana, niaraka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Politique.Famotsorana an’i Marc Ravalomanana Nihetsika teny Ambohijatovo ny KMFB sy ny JMM

Miha mitombo ihany ireo hetsika fitakiana ny famotsorana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana . Nisy omaly Alatsinainy 17 novambra ny fihetsiketsehana na karazana “Sit-in” teo Ambohijatovo sy Andohan’Analakely notanterahan’ireo mpikambana avy ao amin’ny Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka na KMFB sy ny JMM

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Politique.Mgr Odon Razanakolona « Samy nanota ka tsy misy afa-miala isika »

Tsy misy fahagagana, hoy ny Mgr Odon Razanakolona fa misy ezaka takiana amintsika tsirairay izany. Amin’ny maha zanak’Andriamanitra anay dia manao izany izahay. Ny Fiaiken-keloka dia rehefa mino an’Andriamanitra dia tsy maintsy miankina aminy, hoy izy. Nahitsy ny tenin’ny Arsevekan’Antananarivo raha nilaza fa : « tsy misy tsy nanota isika rehetra ka tsy misy afaka miala. Aza mijery olona hafa fa jereo aloha ny tenanao. Ny olona manao fiaiken-keloka ka mibebeka no manana ny marina ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Politique.Fampihavanam-pirenena Ny hevitr’izy ireo

Zafy Albert : « hatrany amin’ny fivorian’i Maputo tamin’ny 2009 no efa niresahana ny fampihavanana saingy nahagaga hoe nahoana no tsy natsangana nandritra ny fitondranan tetezamita mihitsy ilay andrim-panjakana iray nantsoina hoe CNR na komitim-pirenena momba ny fampihavanana.Ao raha matoa ny sasany tsy nety nanangana an’io, tena misy matahotra ny hirosoana amin’ny fampihavanana tena izy eto. »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Politique.DEPIOTE SAHOBY Hanova ny endriky ny tanànan’i Marovoay

Taona maro izay no tsy nahitana fiovana ny distrikan’i Marovoay ao anatin’ny faritra Boeny. Misedra olana ireo mponina ao an-toerana noho ny faharatsian-dalana sy ny fambolena

Hamaky ny tohiny
FTT