Politique

Fampihavanam-pirenena “Tsy tokony hitsabahan’ny vahiny”, hoy i Lalatiana Ravololomanana


  • Zoma 14 Novambra 2014

Raharaham-tokantranon’ny Malagasy ny fampihavanam-pirenena ka tsy tokony hitsahaban’ny vahiny

Io no nambaran-dRavololomanana Lalatiana, tompon’andraikitra ao amin’ny komity manomana ny fihaonamben’ny mpanohitra raha naneho ny heviny mikasika ny fahatongavan’ny SADC eto amintsika izy. Ankoatra izay dia nambarany ihany koa fa tsy fampihavanana olona na antokon’olona no hatao eto fa fampihavanana ny Malagasy rehetra.Vahaolana arosony, araka izany, ny tokony hiverenana any an-doharano izany hoe : ny soatoavina Malagasy entina hanafoanana ny kely tsy mba mamindro, ny tsindrio fa lavo, ny fitongilanana izay nambarany fa nanjaka teto hatramin’izay ka nampizarazara ny Malagasy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT