- Alarobia 19 Novambra 2014
Politique.Depiote Midongy hahazo « 13ème mois » indray ?
Resabe hatry ny omaly teto an-drenivohitra ny hoe :mangataka ny hahazo « 13ème mois » ireo depiote, izany hoe vatan-karama feno atao kadoa raisina aorian’ny fandraisana ny karama sy ny tambin-karama rehetra amin’ny volana desambra
Hamaky ny tohiny
