Politique

Rivo Rakotovao Manamaivana ny FFKM


  • Talata 18 Novambra 2014

Ny minisi-panjakana sady filoha nasionalin’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara, Rivo Rakotovao no nitarika ny delegasiona avy amin’ny fitondram-panjakana, niaraka

tamin’ny mpanolontsaina manokan’ny filoha isany Rachidy Mohammed, filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Jirama sy Randriarimanana Edmond, minisitry ny fambolena tamin’ny andron’ny filoha Ravalomanana, mandray anjara amin’ny dinika fakan-kevitra momba ny fampihavanam-pirenena ataon’ny FFKM etsy Faravohitra rehefa nanepoka tsy nisy tazana izy ireo ny alahady, nandritra ny fanompoam-pivavahana notontosaina teny amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina. Nilaza i Rivo Rakotovao omaly fa miankina amin’ny filohan’ny Repoblika ny tohin’ity resaka fampihavanam-pirenena ity. Fanamaivanana ny asan’ny FFKM no andraisan’ny maro izany. Hitohy anio moa ity dinika fakan-kevitra ity ka dia ho hita eo ny tohiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT