• Alarobia 26 Novambra 2014
Politique.Dahalo miova fo Hizarana tany hitrandrahany safira ?

Mangingina ny fitondram-panjakana taorian’ny vaovao nivoaka an-gazety milaza fa hanokana vola 22 miliara Ariary ny fanjakana hoenti-manana ny famerenana ireo dahalo niova fo eny anivon’ny fiarahamonina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Politique.Fampihavanana arahin’asa

Na dia tsy mbola fantatra mazava aza izay ho tohin’ny raharaha Marc Ravalomanana, noho ny tsy fiasian’ny serasera ofisialy avy amin’ny fitondram-panjakana dia hita fa nosokajian’ny fanjakana ho tahaka ny gadra mihitsy ity filoha teo aloha ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Politique.Hafari Malagasy sy ny fampihavanam-pirenena Ny fizarana harena mitovy no tokony hatao iadiana amin’ny fahantrana

Ny fizarana harena mitovy ho an’ny isam-batan’olona ho an’ny fikambanana Hafari Malagasy no tena fampihavanam-pirenena fa tsy hatao cinéma fotsiny ihany. Hatreto mantsy dia tsy misy fijerena ny tombontsoam-bahoaka mihitsy nanomboka ny taona 1960 nahazoantsika ny fahaleovantena no mankaty

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Politique.Ny Kung-Fu Wisa Malagasy Tokony hanao fiaiken-keloka ireo mpitondra nifandimby

Mpikatroka Mpanabe (Coordonnateurs Nationaux) nanodidina ny 500 manerana ny Nosy no tonga niatrika ny fihaonamben'ny Kung Fu Wisa malagasy tetsy amin'ny Lapan'ny tanora tetsy Andrefan'Ambohijanahary ny sabotsy 22 sy alahady 23 novambara lasa teo izay notarihin’i Maitre Avoko Rakotoarijaona, Filoha Nasionaly Kung Fu Wisa ary teo ambany fiahian’ny Filoham-boninahitra Sylvain Rabetsaroana ary natrehan'ny solontenan’ny Minisi-panjakana Misahana ny Fanajariana ny Tany sy ny Fotodrafitrasa ary ny Fampitaovana. Ankoatra ny fampiofanana ara-teknika an'ireo "Grands Maitres" sy "Maitres"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Politique.Olom-panjakana Tsy natao velively hanilika andraikitra

Azo sokajiana roa miavaka tsara ireo mpitondra firenena manerantany raha ny lafiny fitantanana no asian-teny. Samy olom-boafidy sy olom-boatendry avokoa izy ireo amin’ny ankapobeny saingy eo amin’ny fahaizana maneho hevitra ampahibemaso sy ny fahasahiana mandray andraikitra no ahitana na olom-panjakana izy ireo na kosa olom-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Politique.HVM AMORON’I MANIA Tsy tafapetraka ny fototra ao Ambositra

Notontosaina tao Ambositra ny sabotsy 22 novambra lasa teo ny fametrahana ny fototry ny ny antoko HVM ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania

Hamaky ny tohiny
FTT