Politique

Dahalo miova fo Hizarana tany hitrandrahany safira ?


  • Alarobia 26 Novambra 2014

Mangingina ny fitondram-panjakana taorian’ny vaovao nivoaka an-gazety milaza fa hanokana vola 22 miliara Ariary ny fanjakana hoenti-manana ny famerenana ireo dahalo niova fo eny anivon’ny fiarahamonina

Tsy hita ny vola sa tsy mifanaraka ny ao anaty governemanta ? Mandeha mantsy ny feo fa misy minisitra mitsivalana amin’io resaka dina sy dahalo miova fo io. Amin’izy ireo mantsy dia tsy tokony ho afa-maina amin’izao ireo dahalo niova fo fa tokony handalo fitsarana ary hanefa ny sazy mifanaraka amin’ny heloka bevava vitan’izy ireo teo amin’ny mpiarabelona. Etsy an-kilan’izay dia misy loharanom-baovao hafa indray milaza fa tsy hita ny vola ka mety hozaraina “carreau minier” ireo dahalo niova fo ireo hahafahany mihary amin’ny alalan’ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany. Samy mandavaka ny azy, toy ny mpitrandraka safira any Ilakaka sy ny tany Andranondambo taloha : “Western” ny ady eo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT