Politique

Hafari Malagasy sy ny fampihavanam-pirenena Ny fizarana harena mitovy no tokony hatao iadiana amin’ny fahantrana


  • Alarobia 26 Novambra 2014

Ny fizarana harena mitovy ho an’ny isam-batan’olona ho an’ny fikambanana Hafari Malagasy no tena fampihavanam-pirenena fa tsy hatao cinéma fotsiny ihany. Hatreto mantsy dia tsy misy fijerena ny tombontsoam-bahoaka mihitsy nanomboka ny taona 1960 nahazoantsika ny fahaleovantena no mankaty

Nanao politika ireo mpanao politika saingy politika ho an’ny tenany sy ny vady aman-janany fotsiny ihany, hoy hatrany ny filohan’ny Hafari Rafanomezantsoa Jean Nirina fa tsy ho an’ny vahoaka. Tsy ho hendry mihitsy ny mpanao pôlitika eto amintsika. Manaporofo izany hoy ihany izy nanohy ny tenany ny tsy fananan’izy ireo « projet de société » na vinam-piarahamonina entina hanampiana ny vahoaka. Ho an’ity fikambanana ity dia ny ady amin’ny fahantrana sy ny fahafahan’ny vahoaka 22 tapitrisa mandray andraikitra sy mihetsika ka mampidirany  hetra hampihodinana ny fiainam-pirenena no tena fampihavanam-pirenena fa tsy fanomezana vahana intsony ireo mpanao politika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT