• Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.DEPIOTE ROSSY Avoahay i Dada !

Nanambara ny solombavambahoaka Rahasimanana Paulbert na Rossy teny Mahamasina raha nitokana zava-bita omaly fa maro ny depiote misolelaka amin’ireo fahefana mpanatanteraka teny anivon’ny Antenimieram-pirenena nandritra ny fihaonana teo amin’izy ireo sy ny governemanta omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.Dr Patrice Ratsimbason “Diso lalana tanteraka ny mpitondra ankehitriny”

Diso lalana tanteraka ny mpitondra ankehitriny raha ny fijerin’i Dokotera Patrice Ratsimbason. Saika ny mpandraharaha avy any ivelany sy ny sehatra iraisam-pirenena, hoy izy no tena mibaiko ny mpitondra amin’izao fotoana ary efa hita taratra hatrany amin’ny fanomanana ny fifidianana ka hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.Fampihavanana tena izy

Tsy hiadian-kevitra lavabe intsony angamba fa dia efa tena tafiditra ao anatin’ny fampihavanam-pirenena tanteraka ny eto Madagasikara amin’izao fotoana, sambany nitovy hevitra taminy teo ka maromaroa ireo ankolafy politika, ary na ny fanjakana aza dia hita hoe miezaka ihany manaraka ity hetsika fampihavanana ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.Fampihavanam-pirenena Hihaona faran’izay haingana ireo filoha 5

Nambaran’ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona filoha mitarika ny FFKM omaly teny Faravohitra fa samy manaiky ny fampiharana ilay fomba fiasa 4F(fiaiken-keloka – fibebahana –fahamarinana-fihavanana) ny solontenan’ireo filoha 5 nandray anjara tamin’ny dinika nandritra ny roa andro

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.Réverend Andrianalijohn Fampihavanam-pirenena tsy manavaka no ilaina

Matoky ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara amin’ny asa masina goavana sahaniny ahatongavana amin’ny tena fampihavanam-pirenena ny Réverend Andrianalijohn «Satrobory».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Novambra 2014
Politique.Pr Joseph Harimalala “Tokony ho tohanana ny ezaky ny FFKM”

Manao antso avo amin’ny fitondrana mahefa raha mbola misy koa izany ny Profesora Harimalala Joseph ny mba hamotsotra ireo olona tsy manan-tsiny hazonina am-ponja any Antsiranana amin’izao fotoana noho ny raharaha fahatongavan’ny filoha Ravalomanana teto

Hamaky ny tohiny
FTT