Nanohana, manohana sy hanohana hatrany ny filoha Ravalomanana ny antoko MFM, hoy ny sekretera jeneraliny Olivier Rakotovazaha
, ary tena hitolona isan’andro ho amin’ny famotsorana azy. Nisy tamin’ny 2008 ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny MFM sy ny filoha Ravalomanana ary dia mitohy mandrak’izao izany. Nomarihany ihany koa fa efa nisy ny fifandaminana tao anatn’ny ankolafy Ravalomanana ka tokony hitovy hatrany ny fomba fiasa. Mampiavaka ny MFM hatrany anefa ny fahasahiany miteny mivantana amin’ny fotoana rehetra.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.