• Alatsinainy 15 Desambra 2014
Politique.Marc Ravalomanana Eny Faravohitra mialoha ny krismasy ?

Na dia teo aza ny firotsahan’ny orana teto an-drenivohitra dia tsy nijanona ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teny amin’ny Magro Behoririka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Desambra 2014
Politique.Atoa IBISA “Avoahy Ravalo hanome asa ny Malagasy”

Mahitsy ny fijerin’Atoa Ibisa mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Politique.Fianakaviana Ravalomanana Vory lanona any Antsiranana

Eto Madagasikara saingy mbola any am-ponja aloha no hankalaza ny tsingerintaona faha-65 nahaterahany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana satria tsy nampihetsi-bolomaso ny fitondram-panjakana ny fitakiana maro be ny amin’ny famotsorana azy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Politique.KOMITY MIARO AN’I « DADA » Tsy meloka ny filoha Ravalomanana ka avelao hody

Nanao hetsika ho fampitam-baovao mikasika ny « famerenana an-dRavalomanana eny an-tranony ao Faravohitra », ireo komity manohana ny fampodiana an’i Dada sy ireo komity ho famerenana an-dRavalomanana any an-tranony ny alarobia tolakandro teo, tao Ambodisoanambo Anjoma.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Politique.Eric Raparison Takona ny lafiny toekarena eo amin’ny fananantany

Vina nandritra ny fanjanahantany amin’ny fomba fampiasana tany no mbola hita eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Efa nisy ny fanavaozana ny politikan’ny fananantany tamin’ny taona 2005 saingy mbola nijanona teo amin’ny fiarovana ny zo amin’ny fananantany ny resaka. Maneho ny heviny mikasika ity tontolo goavana manahirana ny fiarahamonina Malagasy ity anio eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana i Eric Raparison, mpandrindra nasionalin’ny Sehatra Iombonana ho an’ny Fananantany. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Politique.Fianakaviambe iraisam-pirenena Tsy hiala amin’ny tondrozotra mihitsy

Manaja ny fiandrianam-pirenena Malagasy ny fianakaviambe iraisam-pirenena saingy tsy hiala velively amin’ny fampiharana manontolo izay voalazan’ny tondrozotra. Fanomezan-tanana ny mpitondra ankehitriny, ohatra, ny fampodiana lazaina fa an-tsokosoko ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc eto Madagasikara, hoy ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena Radanoara Julien.

Hamaky ny tohiny
FTT