Politique

Fianakaviambe iraisam-pirenena Tsy hiala amin’ny tondrozotra mihitsy


  • Zoma 12 Desambra 2014

Manaja ny fiandrianam-pirenena Malagasy ny fianakaviambe iraisam-pirenena saingy tsy hiala velively amin’ny fampiharana manontolo izay voalazan’ny tondrozotra. Fanomezan-tanana ny mpitondra ankehitriny, ohatra, ny fampodiana lazaina fa an-tsokosoko ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc eto Madagasikara, hoy ny mpahay fifandraisana iraisam-pirenena Radanoara Julien.

Tsikaritra mantsy fa tsy vonona amin’ny famahana haingana ny krizy mahazo ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha Rajaonarimampianina. Ny tsara ho fantatra anefa dia miankina amin’ny fahatanterahantsika ireo vary mangatsiaka politika tsy mbola tontosa no hizorana tsikelikely any amin’ny vahaolana ara-toekarena sy sosialy mampikaikaika ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao. Miandry ny famoahana ireo gadra politika izay nitombo 6 nandritra izao fitondrana ara-dalàna izao sy ireo haino aman-jery nakatona hirosoana amin’ny tena fampihavanam-pirenena ny sehatra iraisam-pirenena vao hampiverina amin’ny laoniny ny fiaraha-miasa rehetra amin’i Madagasikara, hoy ity mpampianatra ny taranja fifandraisana iraisam-pirenena ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT