• Alakamisy 18 Desambra 2014
Politique.Ravalomanana sy ny FFKM Nihaona nandritra ny ora roa

Mihazakazaka ny toe-draharaha ! Taorian’ny filohan’ny repoblika Hery Rajaonarimampianina tamin’ny alatsinainy dia nihaona tamin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tany Antsiranana indray omaly ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy avy ao amin’ny FFKM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Desambra 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Mbola banga ny toeran’ny mpanohitra

Hifarana rahampitso zoma 19 desambra ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoan’ny Antenimieram-pirenena, rehefa naharitra 60 andro araka ny voatondron’ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Desambra 2014
Politique.KOHEN RIVOLALA Mbola hiverina eo amin’ny fitondrana Ravalomanana

Tsy nisalasala I Kohen Rivolala, mpaminany Hebreo Jodaisma, nilaza fa mbola hiverina eo amin’ny fitondrana Ravalomanana Marc. Raha ny fanehoan-keviny dia noho ny zava-miseho amin’izao fotoana izao no hanamora ny fiverenan’io filoha teo aloha eo amin’ny fitantanana ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Desambra 2014
Politique.Magro Behoririka “Spécialiste” toa an’i Marc Ravalomanana no ilain’ny firenena

Na inona na inona kabarin’ny filoha mpitondra, raha tsy afaka malalaka sy tonga any an-tranony i Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Desambra 2014
Politique.Famotsorana an’i Dada Manaiky I Hery, andro sisa isaina

Niaiky ny filoha Hery Rajaonarimampianina omaly fa tena nihaona tany Nosy Be tokoa izy sy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny alatsinainy lasa teo. Nambarany fa dingana ao anatin’ny fampihavanam-pirenena izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Marc Ravalomanana sy Hery Rajaonarimampianina Nifandamina tany Nosy-Be omaly

Miroso ny fampihavanam-pirenena ady gasy ! Nifanatona sy nifampiresaka manokana tany Nosy-Be, omaly, ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT