• Talata 16 Desambra 2014
Politique.Depiote nitsangantsangana tany Ampefy Sekin-tsolika manokana no nomena azy ireo

Tontosa soa aman-tsara ilay fihatahana kely na “excursion” nataon’ireo depiote tany Ampefy tamin’ny sabotsy sy alahady teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Ratsirahonana sy Rajoelina Nanao divôrsa sahady ?

Maromaro tamin’ireo mpanao politika akaiky an’i Andry Rajoelina no tsy tazana teny Ambodivona ny 11 desambra 2014, andro nankalazan’izy ireo ny nijoroan’ny Repoblika faha-4.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Ho avin’i Madagasikara Mampanahy be ihany !

Mbola mampametra-panontaniana tanteraka ny ho avin’i Madagasikara amin’ny taona 2015 raha ny toe-draharaha misy amin’izao fotoana no jerena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Nivaky tanteraka ny Mapar Mivoaka ny tsiambaratelo

Mivoaka ho azy ny tsimbaratelo nokobonina faha tetezamita noho ny disadisa miseholany eo anivon’ny vondrona Mapar. Nilaza, ohatra, ny depiote Mapar miaraka amin’i Maharante Jean de Dieu fa nanao ampihimamba ny fananam-bahoaka ary tafiditra tanaty fitrandrahana tsy ara-dalàna ny harena ankibon’ny tany sy ny andramena ny mpitondra maro tao anaty tetezamita

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Ramaherijaona Hajanirina Lanto Fanaovana tsinontsinona ny fahavitsiana minisitra teny Tsimbazaza

Nambaran’ny depiote Ramaherijaona Hajanirinia Lanto voafidy tany Tsiroanomandidy fa fanaovana tsinontsinona an-dry zareo depiote ny fahavitsian’ireo minisitra (niisa 9 monja) tonga teny Tsimbazaza tamin’ny zoma teo ka naharava main any fivoriana saika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Desambra 2014
Politique.Razanamahasoa Christine Nitsipaka ny Leader, lasa TGV

Nandalo tetezamita tao amin’ny MAPAR ary niofo tanteraka ho TGV (Tanora Malagasy Vonona). Nandao tanteraka ny Leader Fanilo namolavola ara-politika azy ny minisitry ny fitsarana nandritra ny tetezamita, Razanamahasoa Christine ary tapa-kevitra fa ho

Hamaky ny tohiny
FTT