• Zoma 12 Desambra 2014
Politique.Holafitry ny mpanao gazety Pejy vaovao manomboka eto

Hambara anio misandratr’andro etsy amin’ny Centre de Presse Antsakaviro ny vokatra ofisialy tamin’ny fifidianana ireo mpikambana vaovao ao amin’ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety. Miisa 15 izy ireo, ahitana filoha 1, filoha lefitra 6, iray isaky ny faritany, mpitambola 1

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Politique.« Refondation Totale de Madagascar » Efa mijoro isaky ny distrika

Niofo ho antoko politika ny Refondation totale de Madagascar ( RTM). Ity antoko ity tany am-boalohany dia fikambanana ary tamin’ny fifidianana ho filoham-pirenena farany teo no tena nahafantarana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Politique.Famotsorana an’i Dada Ho fantatra anio ny tena marina

Mandeha mafy be ny fifampiresahana sy ny fifandresen-dahatra efa hatramin’ny alatsinainy lasa teo momba ny famotsorana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mba hahafahany miatrika ny fankalazana ny tsingerintaona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Politique.Depiote Rastany teny Maizinandro Nandoa vola tamin’ny tompon-tany hamahana ny olan’ny fokonolona

Noho ny fahafantaran’ny vahoaka ny asa soa fanaony dia tsy nisalasala ny fokonolona tao amin’ny fokontanin’i Maizinandro, amin’ny arabe midina eo amin’ny Villa Berlin Ambatoroka mihazo ny sekoky Espoir, niantso ny depiote Rastany na Randrianarisoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Politique.HVM Alaotra Difotry ny olana sy ny disadisa

Marefo ary tsy mety manana fototra ny antoko HVM, indrindra ireo any anivon’ ny faritra. Mitohy ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny lafiny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Politique.Randrianasolo Jean Nicolas Depiote Mapar sa Hvm ?

Na dia manahirana aza ny mieritreritra ny ataon’ireo mpanolotsaina manodidina ny filoha Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
FTT