Politique

Razanamahasoa Christine Nitsipaka ny Leader, lasa TGV


  • Talata 16 Desambra 2014

Nandalo tetezamita tao amin’ny MAPAR ary niofo tanteraka ho TGV (Tanora Malagasy Vonona). Nandao tanteraka ny Leader Fanilo namolavola ara-politika azy ny minisitry ny fitsarana nandritra ny tetezamita, Razanamahasoa Christine ary tapa-kevitra fa ho

mpikambana TGV rehefa nieritreritra nandritra ny herintaona tao amin’ny MAPAR, izay vovonana politika nahavoafidy azy ho solombavambahoaka tany Ambatofinandrahana tamin’ny 20 desambra 2013. Tetsy Ambodivona, tamin’ny 11 desambra 2014 nandritra ny fankalazan’ny mpomba an’i Andry Rajoelina ny nahaterahan’ny Repoblika faha-4, no nanamafisany io fanapahan-keviny io tamin’ny mpanorina ny TGV. Nanosika an-dRazanamahasoa Christine hiova lasy ny nanilahana ny Birao maharitry ny Antenimieram-pirenena notarihiny, ka nifidianana ny tarik’i Jean Max Rakotomamonjy, filoha nasionalin’ny antoko Leader Fanilo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT