- Talata 06 Janoary 2015
Politique.Praiminisitra Kolo Roger Mateti-piavy mikarakara ireo Dahalo tonga saina
Raha misy Malagasy tsara karakaraka sy kolokoloina fatratra eto dia ireo Kotro Tonga Saina na KTS any Amboasary Atsimo.
Hamaky ny tohinyRaha misy Malagasy tsara karakaraka sy kolokoloina fatratra eto dia ireo Kotro Tonga Saina na KTS any Amboasary Atsimo.
Hamaky ny tohinyResahina betsaka eny anivon’ny etamazaoro politika ny fanovana ny govenemanta aorian’ny 13 janoary 2015, hanohizana ny vovonan’ny filoha dimy tonta ary ny tapaka tamin’ny vovonana natao ny 19 desambra 2014 teny amin’ny CCI Ivato
Hamaky ny tohinySaika niteraka resabe tao Mahajanga ny faran’ny herinandro teo ny filazan’ireo mpivavaka sy mpiaradia amin’ny Apôstôly Tatandraza fa “izy no Jesosy tonga velona eto ambonin’ny tany”.
Hamaky ny tohinyRehefa samy avy nankakalaza ny Noely sy nandray ny taona vaovao 2015 tamim-pilaminanana ny tsirairay dia hiverina hiatrika ny fiainana andavanandro indray
Hamaky ny tohinyNitohy ny sabotsy teo ny hetsiky ny zanak’i Dada etsy amin’ny Magro Behoririka. Tamin’io ihany koa no fihaonana voalohan’ny mpitolona ao amin’ity kianja ity amin’izao taona vaovao 2015 izao, sady
Hamaky ny tohinyNampiaka-peo i Maitre Sanga sefom-pokontany ao Amborovy Mahajanga tamin’ny fanehoan-keviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena
Hamaky ny tohiny