• Alakamisy 08 Janoary 2015
Politique.Oniversiten’Antananarivo Natao sarika am-pandriana i Berija

Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana omaly vao mangirandratsy teny Ambolokandrina i Berija filohan’ny fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny oniversite Ankatso

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Politique.Loza

Nanaitra ny sain’ny maro maneran-tany omaly ny vonomoka nataon’ ireo iraky ny EI tamin’ny mpanao gazetin’ny Charlie Hebdo tany Paris–Frantsa.Nilaza ireo nahavanon-doza fa valifaty noho ny fanimbazimbana ny mpaminany Mahomet no nahatonga izao famonoana izao, efa nisy ihany ny fampitandremana nataon’ireo Jihadista ny Frantsay, saingy mety tsy tena nieritreritra tranga tahaka izao angamba ny tany an-toerana

Politique.Fampihavanam-pirenena Tokony hitarina amin’ireo mpanao politika ihany koa

Tokony hitarina amin’ireo mpanao politika isan-tsokajiny eto amin’ny firenena ihany koa ny fampihavanam-pirenena izay atao, hoy ny solombavambahoaka sasany eny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Politique.Fifidianana Ben’ny tanàna 3 martsa-16 aprily ny fandraisana ny firotsahan-kofidiana

Nohamafisina nandritra ny filankevitry ny minisitra farany tamin’ny taon-dasa fa dia hotanterahina amin’ny 17 jolay 2015 ny fifidianana Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Janoary 2015
Politique.Magro Behoririka Manomana ny hetsika goavana amin’ny sabotsy

Mety tsara ny fampihavanana ka irariana mba hahavita izany ny filoha Hery Rajaonarimampianina, hoy i Manoela tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Aza adinoina ny tangalamena, hoy izy, mbola misy Faritra eto Madagasikara manaiky tangalamena fa maro koa ny tsy manaiky intsony

Hamaky ny tohiny
FTT