- Talata 30 Desambra 2014
Politique.Magro Behoririka Manomana fanomezana ho an’i Dada
Efa nahangona vola amana hetsiny isika eto amin’ny Magro tamin’ny sabotsy hividianana fanomezana ho an’ny prezidà Marc Ravalomanana”, hoy i Manoela tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, ary mbola mandray izay mbola te hanome. Tsy hanao an-tery izahay hoe avelao ho avy an-kianja i Marc
Hamaky ny tohiny
