• Sabotsy 03 Janoary 2015
Politique.Marc Ravalomanana Olon’ny taona 2014

Atoa Marc Ravalomanana no olona tena nisongadina indrindra teto Madagasikara tamin’iny taona lasa ny raha ny raharam-pirenena sy ny politika no resahana. Tsy hiadian-kevitra ny amin’io ! Antony iray goavana hahafahana miteny izany moa ny nahatanteraka ny teny nomeny fa tsy maintsy tonga eto Madagasikara izy, ary dia tanteraka tokoa izany ny 12 oktobra 2014. Nisy ihany ny nanatsatso sy naneso mihitsy aza fa hoe mampiseona raha izay ingahy Ravalomanana fa tsy hiverina eto Madagasikara izany intsony izy satria efa milamina any Afrika Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Janoary 2015
Politique.Nofinofy ny hoe …

Vaovao indray ity ny taona. Efa andro fahatelo sahady amin’ny 365 hodiavina aza ny anio. Ho lasan’iny 2014 nivalona iny anie ny ratsy rehetra, hoy ny maro. Mandeha ihany koa ny ventsoventso ho an’ity taona 2015 ity. Hitsahatra hatreo anie ny fampiesonana amin’ny teny tsara lahatra, mba tsy handiso fanantenana lava izao ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Janoary 2015
Politique.Razanakolona Paul Nipoitra indray ary nanala ny fakon’Antsirabe

Ela no tsy nahatazanana an’Atoa Razanakolona Paul tao Antsirabe ka dia nipoitra indray ny lehilahy ary asa tonga dia vavany avy hatrany no nataony

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Politique.Asaramanitra 2015 Hasaina eny Iavoloha i Dada ?

Hotanterahina amin’ny zoma 9 janoary 2015, raha tsy misy fiovana amin’ny ora farany, ny fifampiarahaban’ny andrim-panjakana noho ny Asaramanitra. Hafakely ny amin’ity ! Andaniny dia io no Asaramanitra voalohany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Politique.Antoko Kintana Fotoanan’ ny fifamelana izao ka tokony hahatsiaro tena ny rehetra

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny ny antoko Kintana tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny Mektoub Omar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Desambra 2014
Politique.Kolonely Charles Hiverina amin’izay

Tapa-kevitra ny kolonely Charles Andrianasoavina fa hody an-tanindrazana. “Amin’io volana janoary 2015 io izy no ho avy”, hoy ireo akaiky azy

Hamaky ny tohiny
FTT