Politique

Praiminisitra Kolo Roger Mateti-piavy mikarakara ireo Dahalo tonga saina


  • Talata 06 Janoary 2015

Raha misy Malagasy tsara karakaraka sy kolokoloina fatratra eto dia ireo Kotro Tonga Saina na KTS any Amboasary Atsimo.

Na ireo mararin’ny pesta sy ireo namoy havana noho ny pesta toy ny tany Bongolava sy Amparafaravola aza tsy voakarakara noho ireo. Ny fiandohan’ny taona teo ohatra dia fantatra fa nidina tany Amboasary Atsimo nanatitra vary 30 taonina sy masomboly ary fitaovana ho an’ireo Kotro Tonga Saina ireo ny praiminisitra Kolo Roger. Nisy 2000 lahy teo no nisitraka izany. Fantatra taorian’izay fa dia ho Tanora Hoavin’ny Vahoaka na THV indray no hiantsoana ireo KTS ireo manomboka izao. Mandeha ny resaka fa misy fikasana hanao fitaovana politika azy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT