Politique

Imbiky Anaclet, Gilbert Raharizatovo sy ny ekipany Manohana ny fampihavanam-pirenena ataon’ny FFKM


  • Talata 13 Janoary 2015

Miantso ny rehetra mba hanohana ny fampihavanam-pirenena tarihan’ny FFKM izay natomboka tamin’ny fihaonan’ireo filoha 5 ny « Vondron’olon-tsotra manara-maso ny toe-draharaham-pirenena »,

izay ahitana mpanao politika sy olona manana andraikitra eto amin’ny firenena tahaka an’Atoa isany Tata Ambroise, Imbiky Anaclet, Paul Rajaonarivelo, Mara Niarisy, Gilbert Raharizatovo sy ny maro hafa. Rehefa namakafaka ny zava-misy ary nibanjina ny hoavy sy nijery ny tombontsoa iombonana ity fikambanana ity, araka ny fanambarana navoakany omaly hariva dia nilaza fa  mankasitraka ny fampihavanam-pirenena sy ny dinik’ireo filoha 5 sy ny FFKM ary  miantso ny mpanao politika, filoham-piangonana, ny fiarahamonim-pirenena, ny vahoaka tsotra mba hanohana ny fampihavanam-pirenena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT