- Talata 03 Febroary 2015
Politique.Ho tanteraka tokoa anie izany !
Daty hiavaka amin’ity herinandro ity ny datin’ny 7 febroary ny sabotsy ho avy izao. Tantaram-pirenena izy io ary teboka iray azo ambara fa nanafaingana ny firodanan’ny fitondrana Ravalomanana tamin’ny 2009. Natomboka saingy tsy mbola vita ny fitsarana. Azo atao hoe maimaika ihany no nitsarana sy nanamelohana ny
Hamaky ny tohiny