- Alarobia 04 Febroary 2015
Politique.Fitsinjaram-pahefana Hisy kaominina vaovao 128
Nitombo 128 ireo kaominina misy eto Madagasikara taorian’ny fankatoavana ny lalàna laharana 2015-002 teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny 19 janoary 2015 lasa teo. Kaominina tranainy tao anatin’ny distrika miisa 89 no niteraka ireo tanàna vaovao ireo.
Hamaky ny tohiny