• Alarobia 04 Febroary 2015
Politique.Frankôfônia Hitsidika an’i Madagasikara Rtoa Michaelle Jean

Madagasikara no firenena voalohany aty amin'ny kontinanta afrikana ho tsidihin-dramatoa Michaëlle Jean, Sekretera Jeneralin'ny OIF

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Politique.Loza mahatsiravina Sinoa lahy maty noviraviraina, ramatoa vadiny niboraka tsinay

Nipoaka ny basy ary nandriaka ny ra ! Lehilahy metisy sinoa iray, 50 taona eo no lavo. Notafihin’ny andian-jiolahy ny tokantranon’ity mpandraharaha ara-toekarena efa an-taonany maro ao Lokomby Manakara ity ny alin’ny alatsinainy teo. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana izy satria dia bory ny sofiny sy ny tanany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Febroary 2015
Politique.Vokatry ny kere any Atsimo Nidina be ny vidin’ny omby

Tondro iray ahafantarana fa tena ao anatin’ny kere tanteraka ny mponina any Atsimo dia ny fitotongan’ny vidina omby. Raha ny fantatra mantsy dia nidina ho dimy hetsy ariary ny vidin’ny omby iray vaventy, teo aloha anefa raha ny fanazavana dia nahatratra 1 tapitrisa ny vidin’ity biby fiompy iray ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Politique.Marc Ravalomanana Hitondra paikady vaovao

Nangiana tanteraka tsy nandrenesam-peo ireo filoha teo aloha taorian’ny fihaonana fahafito notanterahana teny amin’ny CCI Ivato ny talata 27 janoary lasa teo. Efa nifanarahana hatrany am-boalohany moa fa ny FFKM irery ihany no miresaka na mampita vaovao momba ny fihaonan’ireo filoha 5 sy ny fampihavanam-pirenena koa dia izay no mahatonga ny fahanginan’ireo filoha. Tsy maneho hevitra politika ihany koa izy ireo saingy azo antoka fa efa manomana ny paikady enti-miatrika ny fifidianana ho avy…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Politique.Ambatondrazaka Miparitaka ny trakta manaratsy ny TGV

Niakatra tampoka ny maripana politika any Ambatondrazaka taorian’ny fiparitahan’ny trakta ny marainan’ny alatsinainy teo. Trakta izay manaratsy ny antokon’ny filoha ny tetezamita teo aloha. Voambara ao anatin’izany fa TGV= Tanora Gasy Vendrana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Febroary 2015
Politique.CENI-T Hangarahara hatrany ny fikarakarana ny fifidianana

Raha vao lasa minisitra ny filohan’ny CENI-T teo aloha dia maro ireo olona no manahy ny amin’ny fahaleovantenan’ity andrim-panjakana mpikarakara ny fifidianana ity

Hamaky ny tohiny
FTT