- Alatsinainy 02 Febroary 2015
Politique.Masiaka ny fikambanana Otrikafo Tsy misy azo antenaina amin’ny fihaonan’ireo filoha 5
Tsy hisy zava-baovao hitondra ho amin’ny fampandrosoana ny fiainan’ny vahoaka hivoaka avy ao amin’ny fikaonan-dohan’ireo filoha dimy izay eo ambany fitarihan’ny FFKM araka ny fijerin’ny fikambanana Otrikafo azy. Ny antony dia tsy amin’ny androm-pahanterana ary efa tsy am-perinasa intsony vao hanana hevitra matotra sy mafonja, satria akoho tsy naneno tahak’izay lasan’ny kary.
Hamaky ny tohiny