• Zoma 06 Febroary 2015
Politique.Fiainam-pirenena Dada nanangana, FAT nandrava, HVM naka tahaka

10 taona lasa mahery izay no namaritan’ny fitondrana Ravalomanana ny vina «Madagasikara Voajanahary». Voasoritra tao anatin’io fomba fijery vaovao nanomboka ny volana novambra 2014 io tokoa mantsy ny finiavan’ny ekipa notarihan’ny filoha Ravalomanana Marc hikolokolo sy hiaro ny tontolo iainana ho antoky ny fampandrosoana haingana sy maharitra an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Politique.Fikambanana MAFAMI Nivoaka tamin’ny fahanginany

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny fikambanana Mafami hivondronan’ny fikambanan’ny mpianatra, ny mpandraharaha ary ny mpiasa eto amin’ny faritanin’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Politique.Atallah Béatrice Mangataka ny hamotsorana an’i Goulam Razaali

Nanao antso avo miantefa amin’ireo mpaka ankeriny ny minisitry ny raharaham-bahiny Atallah Béatrice, omaly, mangataka ny mba hamotsorana ilay mpandraharaha teratany Karana sady “Consul honoraire” an’i Korea Atsimo eto Madagasikara, Goulam Razaali

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Politique.Dinika politika Hampisongadina ny Fifanarahan’i Cotonou

Hotanterahana anio ilay dinika politika hifampiresahan’ny delegasionina eoropeanina ahitana ny lehiben’ny masoivohony eto Madagasikara Antonio Sanchez-Benedito Gaspar amin’ny fitondram-panjakana Malagasy tarihin’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Febroary 2015
Politique.Lanto Rakotomavo “Ny ara-tsosialin’ny mponina izao no mahamaika”

Ny ara-tsosialin’ny mponina izao no mahamaika fa tsy ny hoe miaraka amin-dranona na miaraka amin-dranona, hoy ramatoa Lanto Rakotomavo, mpitarika ny fikambanana MOVMA na ny “Mihetsika ny Olona manana Vina ho an’i Madagasikara”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Febroary 2015
Politique.Enin-taonan’ny 7 febroary Samy tsy hanatrika Ravalomanana sy Rajoelina

Na dia nahazo fanasana tokoa aza dia tsy afaka ny hanatrika ny fahatsiarovana ny 7 febroary 2009 ny sabotsy ho avy izao ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Tsy mbola tena afaka tanteraka ny filoha Ravalomanana, hoy i Guy Rivo Randrianarisoa omaly, ary tsy maintsy miera, mangataka fahazoan-dalana izy,

Hamaky ny tohiny
FTT