• Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Andriatsima Ravelo Heriniaina Tena ilaina ny fahalalahana sy fahaleovantenan’ny fitsarana

Mahatonga adihevitra eny anivon’ny fiarahamonina ny sehatry ny fitsarana eto Madagasikara tao anatin’ny taona vitsivitsy izay. Voaporofo tamin’ny fanadihadiana natao fa tsy mahatoky ny fitsarana intsony ny ampahany betsaka amin’ny Malagasy. Singa iray eo anivon’ny fitsarana ny Antenimieran’ny vadintany sy kaomisera mpanao lavanty eto Madagasikara. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana anio ny filohan’ity fikambanana ity maître Andriatsima Ravelo Heriniaina. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Politika ankapoben’ny governemanta Ampahafantarina ny depiote ny alarobia izao

Hanomboka rahampitso talata ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa an’ny antenimieram-pirenena, araka ny fampiantsoana nataon’ny filankevitry ny minisitra manokana natao ny zoma lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Antso avy any Toliara Aza potehina ny bankin’ny mpiompy

Ho sarotra ny fivoahana amin’ny fahantrana sy ny fahasahiranana, hoy i Tsianihy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana Toliara. Tsy manana praograma maty paika amin’ny fampihenana ny fahantrana mianjady amin’ny vahoaka ny fitondram-panjakana ankehitriny, hoy izy, fa manao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Fahatsiarovana ny 7 febroary Tsy nahasarika olona intsony

Tsy dia nahasarika olona firy intsony ny fahatsiarovana ny 7 febroary tamin’ity taona ity. Na ny hetsika natao teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina na ny fehezam-boninkazo teny Antaninarenina dia hita fa vitsy olona,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Sampana fikarohana ny marina polisim-pirenena Niampy 39 ireo manamboninahitra momba izany

Manamboninahitra miisa 39 avy eo anivon’ny polisim-pirenena no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy tetsy Anosy ny faran’ny herinandro lasa teo. Andiany indray mihira Safidy ireto navoaka ireto ka nahitana kaomisera miisa 17 sy manamboninahitra polisy 22 lahy sy vavy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Febroary 2015
Politique.Tolo-tanana ho an’ireo traboina Vola mitentina 170 370 650 ariary no voaangona

Tratra ny tanjona momba ilay tolo-tanana ho an’ireo traboina sy azon’ny kere any atsimo. Vola mitentina 170 370 650 ariary mantsy no voaangona nandritra ny andron’ny sabotsy teo iny tetsy Anosy. Ankoatra ireo dia nisy ihany koa ny nanome fitaovana sy sakafo mivaingana

Hamaky ny tohiny
FTT