- Talata 10 Febroary 2015
Politique.Ratsiraka - Rajoelina Miketrika mangina any Frantsa ?
Niala an-tanindrazana ary nihazo an’i Frantsa ny faran’ny herinandro teo ny amiraly Didier Ratsiraka. Hanao fizaham-pahasalamana no re fa antony. Io no fivoahana voalohany nataony taorian’ireo fihaonana an-tampony im-pito miantoana nifanaovan’ireo filoha dimy nifandimby nitondra an’i Madagasikara, dia ny filoham-pirenena teo aloha isany Zafy Albert, Didier Ratsiraka ary Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina
Hamaky ny tohiny
