• Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.Tompon’andraiki-panjakana any Toamasina Tafapetraka amin’ny toerany ny solombavambahoaka sy Ben’ny tanàna

Lanonana roa sosona no indray notanterahina tao an-drenivohitry ny Faritra Atsinanana ny faran’ny herinandro teo. Lohalaharana tamin’izany ny fametrahana ny samboadin’ireo Ben’ny tanàna miisa 23 avy amin’ny Faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.Fitsinjaram-pahefana Fanamby apetraky ny tompon’andraikitra ny hahavitana azy amin’ity volana ity

Fanamby hapetrak’ireo tompon’andraikitra misahana ny fitsinjaram-pahefana eo amin’ny samy kaominina eo anivon’ny minisiteran’ny fitsinjaram-pahefana ny hahavitan’izany amin’ity volana febroary ity. Efa nisy mantsy ny lalàna lany mikasika izany raha ny fanazavan’i Mahazoasy Roger,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.Ambatobe Nitrangana poa-basy maharitra

Nitrangana poa-basy maharitra teny Ambatobe omaly tokony ho tamin’ny enina ora maraina. Raha ny vaovao voaray dia mpitandro ny filaminana avy ao amin’ny borigady sakelika fahadimy Analamahitsy no nanao fisamborana jiolahy teny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.CENI-T Misy inona no tsy mety vita ny famindram-pahefana ?

Taorian’ny nanendrena ny Praiminisitra vaovao ny Jeneraly Jean Ravelonarivo dia nitsangana ny governemanta, ka voatendry ho minisitry ny raharaham-bahiny ramatoa Atallah Béatrice, izy moa aza tsy mbola teto an-toerana fa namita iraka tany Kaomaoro, nitarika ny mpanaramaso ny fifidianana avy amin’ny Frankôfônia.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.CRN Mahatoky ny Fampihavanam-pirenena ataon’ny FFKM

Hivoaka amin’ny 29 martsa ny fehin-kevitra tapaka momba ny fampihavanam-pirenena, araka ny fanambaran’ny mpitarika ny Komitin’ny fampihavanam-pirenena (CRN), Randriamanantsoa Tabera teny Anosy, afak’omaly alatsinainy 9 febroary. Adin’ny samy gasy madiodio izay tarihan’ny FFKM izy ity ka azo antoka ny hahombiazany, hoy izy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.Ramahatodisolomanana Vaonalaroy Niverina ho depiote vao nanao fanambaram-pananana

Nanao fanambaram-pananana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Ambohidahy omaly ny solombavambahoakan’i Brickaville Randrianarisoa teraka Ramahatodisolomanana Vaonalaroy.

Hamaky ny tohiny
FTT