Politique

FRAM ANEFFA Nihemotra indray


  • Talata 10 Febroary 2015

Hiandry ny fanaovana ny fifanaraham-piaraha-miasan’ireo mpampianatra noraisina ho mpiasam-panjakana amin’ny 24 febroary sy ny fandoavana ny vola fanampiana amin’ity herinandro ity ny ANEFFA

 

 (Association Nationale des Enseignants Fonctionnaires et FRAM en Activité) vao hanapa-kevitra amin’ny tohin’ny fitakiana hataony. Hiverina hampianatra ireo mpampianatra FRAM ireto manomboka anio, taorian’ny dinika nataon’ny solontenan’izy ireo tao amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena omaly. Niova ho fifampidinihana tamin’ny tompon’andraikitry ny minisitera ny fitokonana nambaran’ny ANEFFA fa hatao omaly.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT