- Alarobia 11 Febroary 2015
Politique.Madagasikara-Vondrona Eoropeanina Mbola baraingo ny fivoahan’ny famatsiam-bola
Tsy nivaona tamin’ny fifanarahan’i Cotonou ilay «dinika politika» nifampiresahan’ny delegasionina eoropeanina nahitana ny lehiben’ny masoivohony eto Madagasikara Antonio Sanchez-Benedito Gaspar tamin’ny fitondram-panjakana Malagasy notarihin’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianiana Hery
Hamaky ny tohiny