Politique

Filohan地y fikambanan地y Zanak但varatra Miantso ny amin地y tokony hirosoana hatrany amin地y fampihavanana


  • Alatsinainy 09 Martsa 2015

Miantso ny amin地y tokony hirosoana hatrany amin地y fanohizana ny fampihavanana ny filohan地y fikambanan地y Zanak但varatra, i Papa Soul�. Tsy misy mahazo tombontsoa amin地y fambolena ady sy korontana eto amin地y firenena hoy hatrany izy fa aleo manao soroka miara-milanja sy tanana miara-mamindra hahafahana manatanteraka izany. Ankoatra

 

izay dia nanamafy ihany koa i Papa Soulé fa isika mihavana ihany no hahafahana mampandroso ny firenena. Nandritra ny firariantsoa sy ny fifampiarahabana noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Asaramanitra 2015 izay notanterahina tetsy amin’ny Lyceé Moderne Ampefiloha no nanambarany  izany ny Sabotsy lasa teo. Ankoatra izay moa dia nambarany fa tena ilaina ny fisian’ny hevitra tsy mitovy hahafahana mampandroso ny firenena. Mikasika ny antoko HVM misy azy ireo manokana dia nambaran’i Papa Soulé fa vonona ny hiatrika ny fifidianana izy ireo na dia misy milaza aza fa tsy manana base ny antoko misy azy.

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ツォAdino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ツォMbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ツォTokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT