- Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Atsimo Andrefana Voadaka am-bavafo ny Jeneraly Robert
Voadaka am-bavafo nosoloina nandritra ny filankevitry ny minisitra afak’ omaly ny lehiben’ny faritra Atsimo Andrefana teo aloha, dia ny Jeneraly Robert, ka ny Médecin Lieutenant-Colonel Zafitasondry indray manomboka izao no hitantana ny faritra ka miandradra azy ny vahoaka mba tsy hiroro intsony Toliara.
Hamaky ny tohiny