Politique

Port-Bergé Mihantona amin’ny asany ny Ben’ny tanŕna


  • Alakamisy 12 Martsa 2015

Nahaton’ny minisiteran’ny Atitany tamin’ny asany mandritra ny iray volana, ny Ben’ny tanŕna Port-Bergé, raha ny vaovao naelin’ny Radio nasionaly omaly. Efa nametra-pialana talohan’io fanapahan-kevitry ny fanjakana io anefa ny lefitry ny Ben’ny tanŕna ao an-toerana,

 

 

 tokony hanohy ny fampandehanan-draharaha. Mifamahofaho anefa ny resaka satria misy loharanom-baovao milaza ho tsy mahalala io fanapahan-kevitra io ny tomponandraikitra ao amin’ny Faritra Sofia. Misy loharanom-baovao hafa indray anefa no mitatitra fa avy ao amin’ny Faritra no ihany nanao sonia ny taratasy fampahafantarana ity fampihatoana amin’ny asany ny Ben’ny tanànan’i Port-Bergé ity.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT