• Talata 17 Martsa 2015
Politique.Hetsika « Téléthon » nosakanana tany Toliara Nampivandravandra ny tsy fitovian-kevitr’ireo ankolafy MAPAR Mivandravandra be toa azo tsapain-tanana mihitsy ny tsy fifankazahoan-kevitra eo amin’ireo ankolafy MAPAR misy raha tarafina amin’ny hevitr’izy

“Mampalahelo ny ataon’ny fitondram-panjakana fa fikambanana hamonjy vahoaka dia sakanana. Tsy fantany ny mahazo ireo traboina tsy manan-ko hanina, rava trano sy dibo-drano. Tena mamono vahoaka ity fitondram-panjakana ity. Zon’ny distrika ve no

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Politique.Jean Ravelonarivo Mangataka sady be vava ?

Ho valin-kafatra ho an’Atoa François Goldblatt masoivohon’i Frantsa naneho tsy fankasitrahana sy fanahiana amin’ny mety ho fahalavorarian’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto Madagasikara dia nanambara ny praiminisitra Jean Ravelonarivo fa firenena manana ny fiandrianany i Madagasikara ka tsy tokony hitsabahan’ny vahiny ny fitantanana azy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Politique.Pr Tsiavaliky Célestin Nandoroso tetika sy paika hanarenana an’i Madagasikara

“Ny taotrano tsy efan’ny irery”. Soatoavina tena Malagasy io, ary heverina fa azo trandrahina hampandrosoana an’i Madagasikara. Nitondra ny anjara birikiny i Pr Tsiavaliky Célestin. Nandroso tolo-dalàna ny tenany ho fanarenana ny firenena izay marary mafy ankehitriny. Tetika sy paika hanarenana an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Martsa 2015
Politique.Raharaha Tahirimbolam-panjakana Ny minisitra indray no mandrehitra afo

Tantara mitohy ny an’ny Tahirimbolam-panjakana. Tsy nampiverin-dalana ny mpiasa ny fahavitan’ny famindran-draharaha teo amin’ny Tale jeneraly teo aloha Robimanana Orlando sy ny nasolo azy Feno Jean Pierre, fa milaza ny “hanohy ny tolona” izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Fikambanana HAFARI Malagasy Hanafoana ilay hetsika saika hataony anio eny Anosy

Tsy hanatanteraka ilay “sit in” saika hataony anio zoma eny Anosy indray ny fikambanana HAFARI Malagasy noho ny fanararaotana mety hataon’ny mpanao politika sy ny mpanakorontana. Tsy maninona raha lazaina aza fa resy izahay amin’izany, hoy izy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Fanesorana an’i Robimanana Orlando Tsy mankasitraka i Frantsa

Tsy niandry ela ny valin-kafatra ! 24 ora taorian’ny fanalana an’Atoa Robimanana Orlando, tale jeneralin’ny fitantanam-bolam-panjakana dia naneho ny ahiahiny sy ny tsy fankasitrahany izany Atoa François Goldblatt, masoivohon’i

Hamaky ny tohiny
FTT