• Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Dr Loyola Luc Brechard Manantena azy ny mponina any Anosy.

Lasa ny kolonely tonga ny dokotera. Hafaliana no nandrenesan'ny vahoakan'Anosy fa Dr Loyola Luc Brechard no voatendry hisolo toerana ny lehiben'ny faritra teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Mpizaika tany Matsiatra Ambony Ferana ho telo ny antoko politika

Nivoitra nandritra ny dinika fakan-kevitra momba ny fampihavanam-pirenena tany Matsiatra Ambony ny tokony hamerana ho telo ny isan’ny antoko politika eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Fampihavanam-pirenena Nandringa ny fakan-kevitra isam-paritra, hoy ny KMF.CNOE

Tena nisy fiantraikany teo amin’ny firosoan’ny dinika tamin’ny fakan-kevitra ho an’ny fampihavanam-pirenena isam-paritra ny fisintahan’ny ankolafy roa, Zafy Albert sy Andry Rajoelina, hoy Atoa Rakotoniaina Jean Fidèle mpikambana ao amin’ny KMF/CNOE anisan’ireo mpandray anjara tamin’izany dinika izany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Lapan’Ambohitsorohitra Halain’ny CUA hatao toeram-piasana ?

Halain’ny minisiteran’ny Atitany hatao toeram-piasan’ny foibem-pitondrana ankapobeny momba ny fitsinjaram-pahefana ny tranony eny Tsimbazaza nampiasain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) efa an-taonany maro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.itokonan’ny tahirim-bolam-panjakana Tena hanahirana ny fitondrana, hoy ny Magro

Amin’ny ara-dalàna ny fitokonan’ny “trésor” satria manao ny marina ny lehibeny ary mijoro amin’ny marina, hoy Rtoa Berthine tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Akatony mihitsy ny tahirim-bola dia tsy misy mahazo maka vola fahatany ao. Na tiana na tsy tiana kosa, hoy Atoa Guy Roger, dia ho vola be

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Martsa 2015
Politique.Radanoara Julien Antoko voalohany ny fiangonana eto Madagasikara

Singa fototra iorenan’ny firenena ny Lalàmpanorenana. Niteraka adihevitra hatrany io Lalàna fototra io teo amin’ny tantaran’i Madagasikara. Tsy mahagaga raha efa Repoblika efatra sahady no nijoro tao anatin’ny 55 taona monja niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena. Anisan’ny tsy mampitovy hevitra ireo mpanao politika ny momba ilay hoe «fanjakana laika». Naneho ny heviny tamin’ny gazety Tia Tanindrazana mikasika azy io ny profesora Radanoara Julien, manam-pahaizana momba ny fifandraisana iraisam-pirenena. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
FTT