Nivoitra nandritra ny dinika fakan-kevitra momba ny fampihavanam-pirenena tany Matsiatra Ambony ny tokony hamerana ho telo ny isan’ny antoko politika eto
Madagasikara dia ny mpomba, afovoany ary mpanohitra ka mba ho foto-kevitra no ijoroany. Mikasika ny fifidianana isan’ambaratonga indray dia anisan’ny fehin-kevitry ny mpizaika ny hoe : miainga amin’ny fototra ny ho fandrafetana ny Fanjakana. Ny filoham-pokontany no hofidina aloha vao miakatra ka tody any amin’ny Filohan’ny Repoblika.
Nangonin’i Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.