- Alarobia 18 Martsa 2015
Politique.Orlando Robimanana Tokony omena toerana ambonimbony kokoa,hoy i Randriamahefa Charles
Roa volana teo ho eo ny tenako ny 8 janoary ka hatramin’ny 5 martsa teo no tany Andafy noho ny resa-pianakaviana nefa dia nanaraka tsy tapaka ny toe-draharaham-pirenena taty Madagasikara tamin’ny alalan’ny aterineto sy ny fahitalavitra. Fantatra fa nivoaka ny krizy isika fa niditra krizy vaovao hafa indray.
Hamaky ny tohiny
