- Alatsinainy 23 Martsa 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tany Namibia avy eo nisantatra ny ATR 72-600 vaovao
Lanonana roa sosona no natrehan’ny filoha Hery Rajaonarimampinina sy Ramatoa vadiny tany Windhoek renivohitr’i Namibia ny sabotsy lasa teo dia ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny filoha vaovao ny Dr Hage G Geingob, 74 taona sy ny fankalazana ny faha-25-n’ny fahaleovantenan’i Namibia
Hamaky ny tohiny