- Talata 24 Martsa 2015
Politique.Depioten’Antananarivo Hiady hatramin’ny farany
Manizingizina ireo solombavambahoaka voafidy teto Antananarivo renivohitra nandritra ny fivorian’izy ireo omaly fa tsy maintsy asiam-panitsiana ilay volavolan-dalàna momba ny tanànan’Antananarivo renivohitra, ka aleo ny ben’ny tanàna ihany no manendry ny delege eny amin’ireo boriborintany enina ary manampahefana feno amin’izy ireo.Mitondra ny hevitry ny vahoakan’Antananarivo nifidy anay izahay hoy ireo
Hamaky ny tohiny
